# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # Tezitra tamiko Yaveh nohon'ny aminareo Ity dia maneho ny fotoana tsy nankatoavan'i Mosesy izay nampanaovin'i Yaveh azy satria tezitra tamin'ny vahoakan'Israely i Mosesy. Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 1:37 ity. # ny tany izay omen'i Yaveh Andriamanitrao ho lovanao Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" fa tsy "ianareo"