plt_tn/deu/04/03.md

24 lines
728 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# Ny masonareo dia efa nahita
Eto ny hoe "maso" dia maneho ny vahoakan'Israely. DH: "nahita ianareo"
# noho Bala-peora
Ny tena dikan'ity feno dia afaka atao mazava tsara. DH: "nohon'ny fahotana izay nataonareo tany Bala-peora"
# Peora
Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:28 ity.
# noringanin'i Yaveh Andriamanitrao hiala teo aminao
Mosesy dia miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray izy ireo.
# Fa ianareo izay nifikitra tamin'i Yaveh
Ny mpanoratra dia miresaka toy ny hoe famihinana ara-batana amin'ny olona iray ny fitokiana sy fankatoavana an'i Yaveh. DH: "nitandrina tsara ny fankatoavana an'i Yaveh ianareo"