# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # Ny masonareo dia efa nahita Eto ny hoe "maso" dia maneho ny vahoakan'Israely. DH: "nahita ianareo" # noho Bala-peora Ny tena dikan'ity feno dia afaka atao mazava tsara. DH: "nohon'ny fahotana izay nataonareo tany Bala-peora" # Peora Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:28 ity. # noringanin'i Yaveh Andriamanitrao hiala teo aminao Mosesy dia miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray izy ireo. # Fa ianareo izay nifikitra tamin'i Yaveh Ny mpanoratra dia miresaka toy ny hoe famihinana ara-batana amin'ny olona iray ny fitokiana sy fankatoavana an'i Yaveh. DH: "nitandrina tsara ny fankatoavana an'i Yaveh ianareo"