plt_tn/deu/02/36.md

646 B

Aroera

Anaran-tanàna any amin'ny morony avaratry ny Renirano Arnona ity.

lohasahan'i Arnona

"Arnona" dia anaran-drenirano. Adikao toy ny tao amin'ny 2:24 ity.

tsy nisy tanàna avo loatra ho antsika

Ity fanambarana ity dia entina hanamafisana ny fahombiazan'izy ireo tao anaty ady. DH: "vitantsika ny nandresy ny olona tany amin'ny tanàna rehetra na dia nanana rindrina avo loatra nanodidina izany aza ilay tanàna."

tsy nandehananao

Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo.

renirano Jaboka

Anaran-drenirano izay nanorina ny morony teo anelanelan'ny tanin'i Sihona sy ny tanin'ireo Amonita ity.