plt_tn/deu/02/36.md

20 lines
646 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Aroera
Anaran-tanàna any amin'ny morony avaratry ny Renirano Arnona ity.
# lohasahan'i Arnona
"Arnona" dia anaran-drenirano. Adikao toy ny tao amin'ny 2:24 ity.
# tsy nisy tanàna avo loatra ho antsika
Ity fanambarana ity dia entina hanamafisana ny fahombiazan'izy ireo tao anaty ady. DH: "vitantsika ny nandresy ny olona tany amin'ny tanàna rehetra na dia nanana rindrina avo loatra nanodidina izany aza ilay tanàna."
# tsy nandehananao
Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo.
# renirano Jaboka
Anaran-drenirano izay nanorina ny morony teo anelanelan'ny tanin'i Sihona sy ny tanin'ireo Amonita ity.