plt_tn/deu/01/39.md

12 lines
322 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha.
# tsy manana fahalalana ny amin'ny tsara sy ratsy
Tsy mbola mahalala ny tsara sy ratsy izy ireo.
# miverena ary mandehana
"miodìna ary miverena amin'ny lalana izay niavianao"