plt_tn/deu/01/39.md

322 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha.

tsy manana fahalalana ny amin'ny tsara sy ratsy

Tsy mbola mahalala ny tsara sy ratsy izy ireo.

miverena ary mandehana

"miodìna ary miverena amin'ny lalana izay niavianao"