plt_tn/deu/01/37.md

549 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mampatsiahy ny olona ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha.

Tezitra tamiko nohon'ny aminareo ihany koa i Yaveh

Ity dia maneho ny fotoana tsy nankatoavan'i Mosesy izay nolazain'i Yaveh taminy mba hatao satria tezitra tamin'ny vahoakan'Israely i Mosesy.

Nona

Anaran'ny rain'i Josoa ity.

izay mijoro eo anoloanao

Ny antony hijoroan'i Josoa manoloana an'i Mosesy dia afaka lazaina mazava tsara. DH: "izay mijoro manoloana anao toy ny mpanomponao" na "izay manampy anao"