# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mampatsiahy ny olona ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha. # Tezitra tamiko nohon'ny aminareo ihany koa i Yaveh Ity dia maneho ny fotoana tsy nankatoavan'i Mosesy izay nolazain'i Yaveh taminy mba hatao satria tezitra tamin'ny vahoakan'Israely i Mosesy. # Nona Anaran'ny rain'i Josoa ity. # izay mijoro eo anoloanao Ny antony hijoroan'i Josoa manoloana an'i Mosesy dia afaka lazaina mazava tsara. DH: "izay mijoro manoloana anao toy ny mpanomponao" na "izay manampy anao"