plt_tn/deu/01/20.md

451 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mampatsiahy ny olon'Israely ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha.

Indro ... Andriamanitrao ... manoloana anao; mandehana, mandovà ... razambenao taminao; aza matahotra, na koa kivy

Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe miresaka amin'ny olona iray izy.

efa nametraka ny tany manoloana anao

"hanome ity tany ity ho anao." Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 1:7.