# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mampatsiahy ny olon'Israely ny amin'izay nataon'ny taranak'ireo Israelita teo aloha. # Indro ... Andriamanitrao ... manoloana anao; mandehana, mandovĂ  ... razambenao taminao; aza matahotra, na koa kivy Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe miresaka amin'ny olona iray izy. # efa nametraka ny tany manoloana anao "hanome ity tany ity ho anao." Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 1:7.