plt_tn/deu/01/09.md

820 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan' Israely ny amin'izay nolazain'i Yaveh tamin'izy ireo.

Niresaka taminareo aho tamin'izany fotoana izany

Eto ny "aho" dia maneho an'i Mosesy. Ny fehezanteny hoe "tamin'izany fotoana izany" dia maneho ny fotoana naha-tany Horeba an'ireo Israelita, izay mitovy amin'ny Tendrombohitra Sinay. DH: "Tamintsika tany Horeba, dia niresaka taminareo aho"

Tsy zakako irery ianareo

Eto ny hoe "tsy zaka" dia midika hoe "mitarika" na "manapaka." DH: "be loatra ho ahy ny mitarika irery anareo"

maro toy ny kintana eny an-danitra

Fanitarana ity izay midika fa Andriamanitra dia nampitombo be ny isan'ireo Israelita. DH: "vahoaka be"

arivo eny

Ny fehezanteny hoe "arivo" dia sariteny anehoana ny hoe "betsaka." DH: "imbetsaka"

arivo

1000