plt_tn/deu/01/05.md

497 B

tany an-dafin'i Jordana

Ity dia maneho ny tany manerana ny Renirano Jordana, mankany atsinanan'Israely. Teo atsinanan'i Jordana i Mosesy rehefa niteny ity izy. DH: "atsinanan'ny reniranon'i Jordana." Adikao toy ny tao amin'ny 1:1 ity.

niresaka tamintsika

Ny teny hoe "isika" dia maneho an'i Mosesy sy ny vahoaka hafan'Israely.

Efa nipetraka naharitra teto amin'ity tendrombohitra ity ianareo

Ity dia fomba fiteny. DH: "Tsy mila mipetraka akaikin'ity tendrombohitra ity intsony ianareo"