forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
497 B
Markdown
12 lines
497 B
Markdown
|
# tany an-dafin'i Jordana
|
||
|
|
||
|
Ity dia maneho ny tany manerana ny Renirano Jordana, mankany atsinanan'Israely. Teo atsinanan'i Jordana i Mosesy rehefa niteny ity izy. DH: "atsinanan'ny reniranon'i Jordana." Adikao toy ny tao amin'ny 1:1 ity.
|
||
|
|
||
|
# niresaka tamintsika
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "isika" dia maneho an'i Mosesy sy ny vahoaka hafan'Israely.
|
||
|
|
||
|
# Efa nipetraka naharitra teto amin'ity tendrombohitra ity ianareo
|
||
|
|
||
|
Ity dia fomba fiteny. DH: "Tsy mila mipetraka akaikin'ity tendrombohitra ity intsony ianareo"
|