forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
1.4 KiB
Markdown
36 lines
1.4 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mitohy miresaka amin'i Daniela ilay anjely miakanjo rongony fotsy.
|
|
|
|
# Maro no ho diovina, ho voasasa, ary ho voafotsy
|
|
|
|
Yaveh no hanao ny fandiovana. Ireo teny telo ireo dia midika zavatra mitovy. DH: "Handio i Yaveh, hanasa, ary hamotsy olona maro."
|
|
|
|
# voafotsy
|
|
|
|
voadio amin'ny alalan'ny fanesorana zavatra izay tsy azy ireo.
|
|
|
|
# fa ny ratsy fanahy hanao faharatsiana
|
|
|
|
Ny olona ratsy fanahy dia hanao zavatra ratsy na feno fahotana.
|
|
|
|
# Tsy hisy amin'ny ratsy fanahy hahatakatra
|
|
|
|
Ny olona ratsy fanahy dia tsy afaka hahatakatra fahalalana ara-panahy.
|
|
|
|
# fa ireo izay hendry no hahatakatra
|
|
|
|
Izany dia ilazana hoe ireo hendry tamin'ny fankatoavana an'i Yaveh no hahatakatra.
|
|
|
|
# ny fanatitra dorana mahazatra... fametrahana
|
|
|
|
Ny mpanjakan'ny Avaratra no iray amin'izay hanajanona ny sorona. DH: "ny mpanjakan'ny Avaratra hampitsahatra ny fanatitra dorana mahazatra ary hametraka ny fahavetavetana izay mahatonga fandravana tanteraka."
|
|
|
|
# fahavetavetana izay mitondra ny fandravana tanteraka
|
|
|
|
Ilazana ny sampy izay hahatonga ny tempoly ho lao izany, izany hoe, izay hahatonga an'Andriamanitra handao ny tempoly. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 11:31. DH: "ny sampy maharikoriko izay hahatonga an'Andriamanitra handao ny tempoly" na "Ny zava-maharikoriko izay hahatonga ny tempoly haloto."
|
|
|
|
# andro 1 290
|
|
|
|
Eto ny "andro" dia ilazana vanim-potoana. Matetika ny fandikana iraisana dia andro, fa azo atao taona ihany koa.
|