plt_tn/dan/12/08.md

16 lines
788 B
Markdown

# Ry tompoko
Ilay anjely niakanjo rongony fotsy dia nolazain'i Daniela hoe "ry tompoko" mba hanehoany fanajana ilay anjely.
# ireto zavatra rehetra ireto
Tamin'ny fotoana niresahan'ilay lehilahy niakanjo rongony fotsy tamin'i Daniela, dia tsy nisy tamin'ireo hetsika tao amin'ny fahitana nitranga. Ilazana ny hetsika ao amin'ny 12:1 izany, ary mety ho tafiditra ao ny hetsika tamin'ny fahitana ao amin'ny toko faha 11.
# fa ny teny dia efa voahorona sy voaisy tombokase
Ny fahitana nomena an'i Daniela dia tsy nazavaina. Voaisy tombokase ny boky ka tsy nisy na iza na iza afaka manokatra izany. DH: "fa ianao dia nanidy sy nanisy tombokase ny teny izay voasoratrao"
# ilay fotoana farany
"ny fara andro" na "ny fiafaran'izao tontolo izao." Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 8:15.