plt_tn/dan/12/08.md

788 B

Ry tompoko

Ilay anjely niakanjo rongony fotsy dia nolazain'i Daniela hoe "ry tompoko" mba hanehoany fanajana ilay anjely.

ireto zavatra rehetra ireto

Tamin'ny fotoana niresahan'ilay lehilahy niakanjo rongony fotsy tamin'i Daniela, dia tsy nisy tamin'ireo hetsika tao amin'ny fahitana nitranga. Ilazana ny hetsika ao amin'ny 12:1 izany, ary mety ho tafiditra ao ny hetsika tamin'ny fahitana ao amin'ny toko faha 11.

fa ny teny dia efa voahorona sy voaisy tombokase

Ny fahitana nomena an'i Daniela dia tsy nazavaina. Voaisy tombokase ny boky ka tsy nisy na iza na iza afaka manokatra izany. DH: "fa ianao dia nanidy sy nanisy tombokase ny teny izay voasoratrao"

ilay fotoana farany

"ny fara andro" na "ny fiafaran'izao tontolo izao." Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 8:15.