plt_tn/dan/11/40.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown

# fotoan'ny farany
"ny andro farany" na "ny fahataperan'izao tontolo izao". Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 8:15.
# ny mpanjakan'ny Atsimo... ny mpanjakan'ny Avaratra
Ireo andian-teny ireo dia milaza ireo mpanjaka sy ireo tafiny. DH: "Ny mpanjakan'y Atsimo sy ny tafiny ... Ny mpanjakan'ny Avaratra sy ny tafiny"
# Hamely azy
Ny fanafihana mahery setra miaraka amin'ny tafika dia lazaina ho toy ny tafio-drivotra nipoitra. DH: "hanafika azy toy ny tafio-drivotra mahery" na "hanafika azy amin-kerisetra."
# hanenika azy ireo
Rehefa manapaka ny firenena ny tafika, dia lazaina ho toy ny hoe tondra-drano tonga. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 11:10.
# hamakivaky
Tsy misy hanajanona ny tafika. DH: "hanenika ny tany ary tsy misy na iza na iza hanajanona azy."
# ny tanin'ny fahatsarana
Ilazana ny tanin'Israely izany. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 8:9 sy 11:15.
# ho lavo
Eto ny fianjerana dia milaza ny hetsiky ny fahafatesana. DH: "ho faty"
# Fa ireto no ho tafandositra amin'ny tanany
Eto ny hoe "tanana" dia maneho hery. DH: "Fa ireo dia ho tafandositra amin'ny heriny" na "Fa ireo dia ho afaka hamotika ireo firenena ireo"