plt_tn/dan/11/40.md

1.1 KiB

fotoan'ny farany

"ny andro farany" na "ny fahataperan'izao tontolo izao". Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 8:15.

ny mpanjakan'ny Atsimo... ny mpanjakan'ny Avaratra

Ireo andian-teny ireo dia milaza ireo mpanjaka sy ireo tafiny. DH: "Ny mpanjakan'y Atsimo sy ny tafiny ... Ny mpanjakan'ny Avaratra sy ny tafiny"

Hamely azy

Ny fanafihana mahery setra miaraka amin'ny tafika dia lazaina ho toy ny tafio-drivotra nipoitra. DH: "hanafika azy toy ny tafio-drivotra mahery" na "hanafika azy amin-kerisetra."

hanenika azy ireo

Rehefa manapaka ny firenena ny tafika, dia lazaina ho toy ny hoe tondra-drano tonga. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 11:10.

hamakivaky

Tsy misy hanajanona ny tafika. DH: "hanenika ny tany ary tsy misy na iza na iza hanajanona azy."

ny tanin'ny fahatsarana

Ilazana ny tanin'Israely izany. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 8:9 sy 11:15.

ho lavo

Eto ny fianjerana dia milaza ny hetsiky ny fahafatesana. DH: "ho faty"

Fa ireto no ho tafandositra amin'ny tanany

Eto ny hoe "tanana" dia maneho hery. DH: "Fa ireo dia ho tafandositra amin'ny heriny" na "Fa ireo dia ho afaka hamotika ireo firenena ireo"