plt_tn/dan/11/29.md

398 B

ho avy hanohitra azy ireo sambon'i Kitima

Ny sambo dia manehi ny tafika hoavy amin'ireo sambo ireo. DH: "hisy tafika hoavy avy any Kitima amin'ny sambo mba hiady amin'ny tafiny."

Kitima

Mety hilazana fonenana ao amin'ny nosy Sipra any amin'ny Ranomasina Mediteranea.

Ho sosotra izy

"Ho tezitra be izy"

haneho sitraka amin'ireo izay

"hiasa araka ny sitrak'izy ireo" na "hanampy ireo"