# ho avy hanohitra azy ireo sambon'i Kitima Ny sambo dia manehi ny tafika hoavy amin'ireo sambo ireo. DH: "hisy tafika hoavy avy any Kitima amin'ny sambo mba hiady amin'ny tafiny." # Kitima Mety hilazana fonenana ao amin'ny nosy Sipra any amin'ny Ranomasina Mediteranea. # Ho sosotra izy "Ho tezitra be izy" # haneho sitraka amin'ireo izay "hiasa araka ny sitrak'izy ireo" na "hanampy ireo"