plt_tn/dan/11/28.md

20 lines
955 B
Markdown

# harena, miaraka amin'ny fony manohitra ny fanekena masina
Izany dia ilazana ny fanirian'ny mpanjaka hanohitra ny faneken'Andriamanitra any Israely. DH: "harena. Hanapa-kevitra hanohitra ny fanekena masina izy."
# ny fony
Ilazana ny fanirian'ny mpanjaka izany.
# manohitra ny fanekena masina
Ny fanirian'ny mpanjaka hiasa manohitra ny fanekena masina dia manambara ny faniriany hanajanona ireo Israelita amin'ny fankatoavana izany fanekena izany. DH: "mba hanajanona ireo Israelita amin'ny fankatoavana ny fanekena masina."
# ny fanekena masina
Eto ny hoe "masina" dia manoritsoritra ny faneken'Andriamanitra tamin'i Israely. Milaza izany fa ny fanekena dia tokony hanome voninahitra sy hankatoavina satria avy amin'Andriamanitra tenany izany. DH: "Ny faneken'Andriamanitra, izay tokony hankatoavin'ny Israelita rehetra"
# Hiasa izy
Milaza izany fa ny mpanjaka dia hanao hetsika eo amin'Israely. DH: "Hanao izay tiany ho an'i Israely izy" (UDB)