plt_tn/dan/11/28.md

955 B

harena, miaraka amin'ny fony manohitra ny fanekena masina

Izany dia ilazana ny fanirian'ny mpanjaka hanohitra ny faneken'Andriamanitra any Israely. DH: "harena. Hanapa-kevitra hanohitra ny fanekena masina izy."

ny fony

Ilazana ny fanirian'ny mpanjaka izany.

manohitra ny fanekena masina

Ny fanirian'ny mpanjaka hiasa manohitra ny fanekena masina dia manambara ny faniriany hanajanona ireo Israelita amin'ny fankatoavana izany fanekena izany. DH: "mba hanajanona ireo Israelita amin'ny fankatoavana ny fanekena masina."

ny fanekena masina

Eto ny hoe "masina" dia manoritsoritra ny faneken'Andriamanitra tamin'i Israely. Milaza izany fa ny fanekena dia tokony hanome voninahitra sy hankatoavina satria avy amin'Andriamanitra tenany izany. DH: "Ny faneken'Andriamanitra, izay tokony hankatoavin'ny Israelita rehetra"

Hiasa izy

Milaza izany fa ny mpanjaka dia hanao hetsika eo amin'Israely. DH: "Hanao izay tiany ho an'i Israely izy" (UDB)