plt_tn/dan/11/10.md

406 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mitohy miresaka amin'i Daniela ny anjely.

ireo zanany lahy

"Ireo zanaka lahin'ny mpanjakan'ny Avaratra"

hanangona tafika lehibe

"hiara-kanangona lehilahy maro izay afaka hiady amin'ny ady."

hanafotra ny zava-drehetra

Ny fomba fandrakofan'ny tafika lehibe ny tany dia ho toy ny tondra-drano. DH: "ho maro an'isa ka handrakotra ny tany manontolo izy ireo."