# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mitohy miresaka amin'i Daniela ny anjely. # ireo zanany lahy "Ireo zanaka lahin'ny mpanjakan'ny Avaratra" # hanangona tafika lehibe "hiara-kanangona lehilahy maro izay afaka hiady amin'ny ady." # hanafotra ny zava-drehetra Ny fomba fandrakofan'ny tafika lehibe ny tany dia ho toy ny tondra-drano. DH: "ho maro an'isa ka handrakotra ny tany manontolo izy ireo."