plt_tn/dan/10/18.md

275 B

ilay naka endrik'olona

"ilay niendrika toa olona"

Matanjaha izao, matanjaha

Ny teny hoe "matanjaha" dia naverina mba ho fampisongadinana.

lehilahy nahindrahindra fatratra

DH: "Ianao izay nahindrahindran'Andriamanitra fatratra"

nahery aho

DH: "Lasa nahery aho"