# ilay naka endrik'olona "ilay niendrika toa olona" # Matanjaha izao, matanjaha Ny teny hoe "matanjaha" dia naverina mba ho fampisongadinana. # lehilahy nahindrahindra fatratra DH: "Ianao izay nahindrahindran'Andriamanitra fatratra" # nahery aho DH: "Lasa nahery aho"