plt_tn/dan/10/07.md

805 B

Koa izaho irery no sisa teo ary nahita

DH: "Tsy nisy na iza na iza niaraka tamiko, ary hitako"

nihasimba nivaloarika ny endriko namiratra

"Niova nivaloarika ny endriko namiratra"

ny endriko namiratra

Manoritsoritra ny tarehin'olona salama tsara izany. DH: "ny endriko salama tsara"

nihasimba nivaloarika

tsy fahasalaman'olona, ny hoe endrika hatsatsa dia nolazaina ho toy ny hoe trano be niongana izany. DH: "Hatsatra"

naheno ny teniny aho

Midika izany fa nisy niteny tao amin'ny fahitana. Afaka hazavaina izany. DH:" Nandre ireo tenin'olona izay niteny aho."

latsaka tanaty torimaso lalina aho

Mety ho dikany ny hoe: 1) Natahotra mafy tamin'ny zavatra hitany i Daniela ka ninia nandry tamin'ny tany izy, ary teo no nahareraka azy na 2) Reraka i Daniela ka nitrosona tamin'ny tany.