forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
805 B
Markdown
24 lines
805 B
Markdown
|
# Koa izaho irery no sisa teo ary nahita
|
||
|
|
||
|
DH: "Tsy nisy na iza na iza niaraka tamiko, ary hitako"
|
||
|
|
||
|
# nihasimba nivaloarika ny endriko namiratra
|
||
|
|
||
|
"Niova nivaloarika ny endriko namiratra"
|
||
|
|
||
|
# ny endriko namiratra
|
||
|
|
||
|
Manoritsoritra ny tarehin'olona salama tsara izany. DH: "ny endriko salama tsara"
|
||
|
|
||
|
# nihasimba nivaloarika
|
||
|
|
||
|
tsy fahasalaman'olona, ny hoe endrika hatsatsa dia nolazaina ho toy ny hoe trano be niongana izany. DH: "Hatsatra"
|
||
|
|
||
|
# naheno ny teniny aho
|
||
|
|
||
|
Midika izany fa nisy niteny tao amin'ny fahitana. Afaka hazavaina izany. DH:" Nandre ireo tenin'olona izay niteny aho."
|
||
|
|
||
|
# latsaka tanaty torimaso lalina aho
|
||
|
|
||
|
Mety ho dikany ny hoe: 1) Natahotra mafy tamin'ny zavatra hitany i Daniela ka ninia nandry tamin'ny tany izy, ary teo no nahareraka azy na 2) Reraka i Daniela ka nitrosona tamin'ny tany.
|