plt_tn/dan/08/18.md

12 lines
364 B
Markdown

# torimaso lalina
Karazana torimaso izany, raha matory mafy ilay olona dia tsy ho moramora ny fifohazana.
# fotoan'ny fahatezerana
Izany dia ilazana ny fotoana izay hitsaran'Andriamanitra. Azo azavaina izany. DH: "ny fotoana izay hitsaran'Andriamanitra amin'ny fahatezerana."
# fotoana voatondro ho amin'ny farany
"ny fotoana izay hiafaran'izao tontolo izao"