plt_tn/dan/08/18.md

364 B

torimaso lalina

Karazana torimaso izany, raha matory mafy ilay olona dia tsy ho moramora ny fifohazana.

fotoan'ny fahatezerana

Izany dia ilazana ny fotoana izay hitsaran'Andriamanitra. Azo azavaina izany. DH: "ny fotoana izay hitsaran'Andriamanitra amin'ny fahatezerana."

fotoana voatondro ho amin'ny farany

"ny fotoana izay hiafaran'izao tontolo izao"