plt_tn/dan/08/09.md

24 lines
792 B
Markdown

# fa tonga lehibe tokoa
"fa tonga lehibe tokoa izany"
# tany atsimo, tany atsinanana, ary tany amin'ny tanin'ny hatsarana
Midika fa manondro ireo tendro ireo izany angamba izany. DH: "ary nanondro nanandrify ny atsimo sy nanandrify ny atsinanana avy eo ary nanandrify ny hatsaran'ny tanin'i Israely" (UDB)
# ny tanin'ny hatsarana
Ilazana ny tanin'Israely izany.
# Tonga lehibe tokoa izany tahaka ny hirotsaka an'ady
Eto ny tandroka dia manome hatsaran'olona ary natao ho amin'ny ady izany.
# Ny sasany tamin'izany tafika izany... nazera tamin'ny tany
DH: "Nanjera ny sasany tamin'izany tafika izany sy ny sasany tamin'ny kintana ho amin'ny tany ny tandroka."
# nanitsakitsaka azy ireo izany.
Eto ny tandroka dia nanome hatsaran'olona izay nanitsakitsaka ireo kintana sy ny tafika.