plt_tn/dan/08/09.md

792 B

fa tonga lehibe tokoa

"fa tonga lehibe tokoa izany"

tany atsimo, tany atsinanana, ary tany amin'ny tanin'ny hatsarana

Midika fa manondro ireo tendro ireo izany angamba izany. DH: "ary nanondro nanandrify ny atsimo sy nanandrify ny atsinanana avy eo ary nanandrify ny hatsaran'ny tanin'i Israely" (UDB)

ny tanin'ny hatsarana

Ilazana ny tanin'Israely izany.

Tonga lehibe tokoa izany tahaka ny hirotsaka an'ady

Eto ny tandroka dia manome hatsaran'olona ary natao ho amin'ny ady izany.

Ny sasany tamin'izany tafika izany... nazera tamin'ny tany

DH: "Nanjera ny sasany tamin'izany tafika izany sy ny sasany tamin'ny kintana ho amin'ny tany ny tandroka."

nanitsakitsaka azy ireo izany.

Eto ny tandroka dia nanome hatsaran'olona izay nanitsakitsaka ireo kintana sy ny tafika.