plt_tn/dan/08/05.md

16 lines
617 B
Markdown

# nanerana ny velaran-tany manontolo
Ny andian-teny hoe "tany manontolo" dia fanitaran-kevitra izay midika fa tonga avy lavitra izy. DH: "avy lavitra nanerana ny velaran-tany."
# Nanan-tandroka lava teo anelanelan'ny masony ilay osy
Ny osy dia manan-tandroka roa tamin'y lafin'ireo lohany. Io sary io dia tokony hazavaina. DH: "Nanan-tandroka lava iray teo afovoan'ny lohany ilay osy"
# nahita ny ondrilahy nitsangana teo amin'ny sisin'ny lakan-drano aho
Natsofoka ho fampahafantarana fototra izany mba hanazavana hoe taiza no nisy ny ondrilahy.
# tamim-pahatezerana mahery vaika
"ary tezitra indrindra izany"