# nanerana ny velaran-tany manontolo Ny andian-teny hoe "tany manontolo" dia fanitaran-kevitra izay midika fa tonga avy lavitra izy. DH: "avy lavitra nanerana ny velaran-tany." # Nanan-tandroka lava teo anelanelan'ny masony ilay osy Ny osy dia manan-tandroka roa tamin'y lafin'ireo lohany. Io sary io dia tokony hazavaina. DH: "Nanan-tandroka lava iray teo afovoan'ny lohany ilay osy" # nahita ny ondrilahy nitsangana teo amin'ny sisin'ny lakan-drano aho Natsofoka ho fampahafantarana fototra izany mba hanazavana hoe taiza no nisy ny ondrilahy. # tamim-pahatezerana mahery vaika "ary tezitra indrindra izany"