plt_tn/dan/08/03.md

702 B

ondrilahy niaraka tamin'ny tandroka roa

Ny ondrilahy dia manana tandroka roa raha ny tokony ho izy. Ireo tandroka ireo, na izany aza, dia manana hevitra fanehoana.

fa ilay lavalava iray ... nihoatra ny halavan'izany

"fa ilay lavalava iray nitombo tsimoramora noho ilay fohy kokoa, ary ilay fohy kokoa iray dia nitombo mba hitovy halavana aminy."

Nahita ilay ondrilahy nirifatra aho

"Nahita ilay ondrilahy nihazakazaka aho" na "nahita ilay ondrilahy nihazakazaka haingana be aho"

namonjy izay hiala tao an-tanany

Tsy manan-tanana ny ondrilahy. Eto ny hoe "tanana" dia ilazana ny herin'ny ondrilahy. DH: "mba hamonjy na iza na iza avy aminy" na "mba hamonjy na iza na iza tamin'ny heriny"