forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
702 B
Markdown
16 lines
702 B
Markdown
|
# ondrilahy niaraka tamin'ny tandroka roa
|
||
|
|
||
|
Ny ondrilahy dia manana tandroka roa raha ny tokony ho izy. Ireo tandroka ireo, na izany aza, dia manana hevitra fanehoana.
|
||
|
|
||
|
# fa ilay lavalava iray ... nihoatra ny halavan'izany
|
||
|
|
||
|
"fa ilay lavalava iray nitombo tsimoramora noho ilay fohy kokoa, ary ilay fohy kokoa iray dia nitombo mba hitovy halavana aminy."
|
||
|
|
||
|
# Nahita ilay ondrilahy nirifatra aho
|
||
|
|
||
|
"Nahita ilay ondrilahy nihazakazaka aho" na "nahita ilay ondrilahy nihazakazaka haingana be aho"
|
||
|
|
||
|
# namonjy izay hiala tao an-tanany
|
||
|
|
||
|
Tsy manan-tanana ny ondrilahy. Eto ny hoe "tanana" dia ilazana ny herin'ny ondrilahy. DH: "mba hamonjy na iza na iza avy aminy" na "mba hamonjy na iza na iza tamin'ny heriny"
|