forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
1.5 KiB
Markdown
36 lines
1.5 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Maro amin'ireo lahatsoratra ao amin'ny andininy 23-27 no fiteny fanehoana. Noho izany antony izany, ny ULB dia mampiseho azy ireo aminn'y fomba kanto.
|
|
|
|
# Izao no nolazain'ilay olona
|
|
|
|
Io ilay olona nolazain'i Daniela ao amin'ny 7:15.
|
|
|
|
# nolazain'ilay olona
|
|
|
|
"novalian'ilay olona"
|
|
|
|
# Raha ny amin'ilay biby fahefatra... Raha ny amin'ireo tandroka folo
|
|
|
|
"Momba ilay biby fahefatra... momba ireo tandroka folo" na "Ary, ny momba ny biby fahefatra... Ary, ny momba ireo tandroka efatra"
|
|
|
|
# Handrapaka izany... ho potipotiny
|
|
|
|
Tsy midika akory izany fa ilay fanjakana fahefatra no handrava ny planeta, fa hanafika amin-kerisetra izany, hamabo, ary handrava ny fanjakana hafa rehetra amin'ny tany.
|
|
|
|
# avy amin'io fanjakana io, mpanjaka folo no hisandratra
|
|
|
|
Hifandimby hanjaka izy ireo. DH: "mpanjaka folo no hitondra eo amin'ireo fanjakana efatra ireo, ny iray aorian'ny hafa."
|
|
|
|
# iray hafa no hisandratra aorian'izy ireo
|
|
|
|
Io mpanjaka hafa io dia tsy an'isan'ireo folo. Mety hanampy kokoa ny filazana azy ho "mpanjaka faha iraika ambin'ny folo" DH: "aorian'izany dia hisy mpanjaka faha iraika ambin'ny folo hahery tokoa"
|
|
|
|
# Ho hafa amin'ireo teo aloha izany
|
|
|
|
"Hiavaka noho ireo mpanjaka folo hafa izy."
|
|
|
|
# handresy ireo mpanjaka telo izy
|
|
|
|
Handresy telo amin'ireo mpanjaka folo voalohany izy. Mety hanampy kokoa ny filazana fa ireo mpanjaka telo ireo dia nasehon'ireo tandroka telo izay nipoitra. DH: "naharesy ireo mpanjaka telo izay nasehon'ny tandroka telo izay nipoitra izy" (UDB)
|