plt_tn/dan/06/17.md

24 lines
1.0 KiB
Markdown

# lavaka
Ilazana efitra na lavaka izay nitehirizana liona izany. Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 6:6
# nanisy tombo-kase izany tamin'ny perany ny mpanjaka sy tamin'ireo peratra fanombohan-kasen'ireo manan-kajany... mahakasika an'i Daniela
Ny asan'ny peratra fanombohan-kase dia afaka lazaina mazava tsara. Ny mpanjaka sy ny manan-kaja dia nanindry ireo perany tamin'ny tombo-kase natao tamin'ny savoka. DH: "Nanindry ny peratra fanombohan-kaseny tamin'ny tombo-kase savoka ny mpanjaka, nanao izany ihany koa ireo manan-kaja. Tsy misy izay navelahamaky ny tombo-kase ka hanavotra an'i Daniela"
# tsy hisy hiova ny mahakasika an'i Daniela
"tsy misy afaka hanampy an'i Daniela"
# nandia ny alina izy
Io fihetsika an'ohatra io dia mampiseho fa ny mpanjaka dia nalahelo an'i Daniela.
# Tsy nisy fialam-boly nentina teo anoloany
DH: "Tsy nanana an'iza na iza nampiala voly azy izy"
# lasa ny torimasony
Ny torimaso dia lazaina fa tahaka ny afaka nandositra ny mpanjaka izany. DH: "tsy natory nandritra ny alina manontolo izy"