plt_tn/dan/06/17.md

1.0 KiB

lavaka

Ilazana efitra na lavaka izay nitehirizana liona izany. Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 6:6

nanisy tombo-kase izany tamin'ny perany ny mpanjaka sy tamin'ireo peratra fanombohan-kasen'ireo manan-kajany... mahakasika an'i Daniela

Ny asan'ny peratra fanombohan-kase dia afaka lazaina mazava tsara. Ny mpanjaka sy ny manan-kaja dia nanindry ireo perany tamin'ny tombo-kase natao tamin'ny savoka. DH: "Nanindry ny peratra fanombohan-kaseny tamin'ny tombo-kase savoka ny mpanjaka, nanao izany ihany koa ireo manan-kaja. Tsy misy izay navelahamaky ny tombo-kase ka hanavotra an'i Daniela"

tsy hisy hiova ny mahakasika an'i Daniela

"tsy misy afaka hanampy an'i Daniela"

nandia ny alina izy

Io fihetsika an'ohatra io dia mampiseho fa ny mpanjaka dia nalahelo an'i Daniela.

Tsy nisy fialam-boly nentina teo anoloany

DH: "Tsy nanana an'iza na iza nampiala voly azy izy"

lasa ny torimasony

Ny torimaso dia lazaina fa tahaka ny afaka nandositra ny mpanjaka izany. DH: "tsy natory nandritra ny alina manontolo izy"