plt_tn/dan/06/16.md

16 lines
343 B
Markdown

# nentin'izy ireo niditra Daniela
"Nandeha ireo miaramilany ary nahazo an'i Daniela"
# lavaky ny liona
Ilazana ny trano na lavaka izay nitehirizana liona izany.
# Hanavotra anao anie... ny Andriamanitrao,
Nampiseho ny faniriany tamin'Andriamanitra mba hanavotra an'i Daniela ny mpanjaka.
# Hanavotra anao
"Hanavotra anao amin'ny liona"