# nentin'izy ireo niditra Daniela "Nandeha ireo miaramilany ary nahazo an'i Daniela" # lavaky ny liona Ilazana ny trano na lavaka izay nitehirizana liona izany. # Hanavotra anao anie... ny Andriamanitrao, Nampiseho ny faniriany tamin'Andriamanitra mba hanavotra an'i Daniela ny mpanjaka. # Hanavotra anao "Hanavotra anao amin'ny liona"