plt_tn/dan/06/04.md

16 lines
547 B
Markdown

# Avy eo ireo mpitan-draharaha lehibe hafa sy ireo governora isam-paritany ... ho an'ny fanjakana
Ireo mandrindra hafa dia nialona an'i Daniela. DH: "Avy eo ireo lehiben'ny mpandrindra hafa sy ny governora isam-paritany dia tonga nialona. Ka nitady hadisoana tamin'ny asan'i Davida ho an'ny fanjakana izy ireo"
# Tsy nisy fahadisoana na tsirambina hita taminy
DH: "Tsy afaka nahita fahadisoana na tsirambina tamin'ny asany izy ireo."
# tsirambina
mijery loatra ireo andraikitrao
# hitarainana ity Daniela ity
"hitaraina momba an'i Daniela"