plt_tn/dan/06/04.md

547 B

Avy eo ireo mpitan-draharaha lehibe hafa sy ireo governora isam-paritany ... ho an'ny fanjakana

Ireo mandrindra hafa dia nialona an'i Daniela. DH: "Avy eo ireo lehiben'ny mpandrindra hafa sy ny governora isam-paritany dia tonga nialona. Ka nitady hadisoana tamin'ny asan'i Davida ho an'ny fanjakana izy ireo"

Tsy nisy fahadisoana na tsirambina hita taminy

DH: "Tsy afaka nahita fahadisoana na tsirambina tamin'ny asany izy ireo."

tsirambina

mijery loatra ireo andraikitrao

hitarainana ity Daniela ity

"hitaraina momba an'i Daniela"