plt_tn/dan/05/25.md

988 B

Ny teny voasoratra dia izao

DH: "Ity no hafatra izay nosoratan-tanana"

Mene, Mene, Tekela, ary Oparesina

Ireo no teny Syriana izay voasoratra teo amin'ny rindrina. Tonony amin'ny feo izay mifanaraka amin'ny fiteninao ireo teny ireo.

Mene,' 'Voaisan'Andriamanitra

"'Mene' dia midika hoe 'Voaisan'Andriamanitra"

Tekela,' 'Lanjaina ianao

"Tekela' dia midika hoe "voalanja ianao"

'Peresa,'ny fanjakanao

"Peresa' dia midika hoe 'fanjakanao"

'Peresa,'

Izany no endrika manambara iray ny "Oparesina" ao amin'ny 5:25

'Lanjaina eo amin'ny mizàna ianao ary hita fa latsa-danja

Ny fitsarana ny fahamendrehan'ny mpanjaka hanapaka dia lazaina tahaka ny mandanja azy. Midika izany fa tsy mendrika ny hanapaka ny mpanjaka. DH: "Nanadihady ny fahamendrehanao hanapaka Andriamanitra, ary hitany fa tsy mendrika ianao."

'Zaraina sy omena ho an'ireo Mediana sy ireo Persiana ny fanjakanao

DH: "Nozarain'Andriamanitra ny fanjakanao ka nomeny ny Mediana sy ny Persiana izany."