plt_tn/dan/05/25.md

32 lines
988 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ny teny voasoratra dia izao
DH: "Ity no hafatra izay nosoratan-tanana"
# Mene, Mene, Tekela, ary Oparesina
Ireo no teny Syriana izay voasoratra teo amin'ny rindrina. Tonony amin'ny feo izay mifanaraka amin'ny fiteninao ireo teny ireo.
# Mene,' 'Voaisan'Andriamanitra
"'Mene' dia midika hoe 'Voaisan'Andriamanitra"
# Tekela,' 'Lanjaina ianao
"Tekela' dia midika hoe "voalanja ianao"
# 'Peresa,'ny fanjakanao
"Peresa' dia midika hoe 'fanjakanao"
# 'Peresa,'
Izany no endrika manambara iray ny "Oparesina" ao amin'ny 5:25
# 'Lanjaina eo amin'ny mizàna ianao ary hita fa latsa-danja
Ny fitsarana ny fahamendrehan'ny mpanjaka hanapaka dia lazaina tahaka ny mandanja azy. Midika izany fa tsy mendrika ny hanapaka ny mpanjaka. DH: "Nanadihady ny fahamendrehanao hanapaka Andriamanitra, ary hitany fa tsy mendrika ianao."
# 'Zaraina sy omena ho an'ireo Mediana sy ireo Persiana ny fanjakanao
DH: "Nozarain'Andriamanitra ny fanjakanao ka nomeny ny Mediana sy ny Persiana izany."