plt_tn/dan/04/33.md

16 lines
452 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireo andininy 19-33 dia mamaritra ny sazin'i Nebokadnezara
# Izany didy nanohitra an'i Nebokadnezara izany dia notanterahina tsy nisy atak'andro.
DH: "Nitranga tampoka izany didy manohitra an'i Nebokadnezara izany"
# Noroahina tsy ho eo amin'ny vahoaka izy
DH: "Noroahin'ny vahoaka tsy ho eo amin'izy ireo izy."
# tonga tahaka ny an'ny vorona ireo hohony.
"niendrika toy ny hohon'ny vorona ny hohon-tanany"