plt_tn/dan/04/33.md

452 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireo andininy 19-33 dia mamaritra ny sazin'i Nebokadnezara

Izany didy nanohitra an'i Nebokadnezara izany dia notanterahina tsy nisy atak'andro.

DH: "Nitranga tampoka izany didy manohitra an'i Nebokadnezara izany"

Noroahina tsy ho eo amin'ny vahoaka izy

DH: "Noroahin'ny vahoaka tsy ho eo amin'izy ireo izy."

tonga tahaka ny an'ny vorona ireo hohony.

"niendrika toy ny hohon'ny vorona ny hohon-tanany"