plt_tn/dan/04/31.md

642 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireo andininy 19-33 dia mamaritra ny sazin'i Nebokadnezara.

Raha mbola teo am-bavan'ny mpanjaka ireo teny

Ny fomba fiteny dia midika fa ny mpanjaka dia mbola teo am-pitenenana. DH: "Raha mbola teo am-pitenenana ny mpanjaka"

nisy feo avy any an-danitra

"naheno feo avy any an-danitra izy"

Ry Nebokadnezara mpanjaka... efa nesorina taminao

DH: "Ry Nebokadnezara mpanjaka, nivoaka hanohitra anao ny didy fa tsy anao intsony ity fanjakana ity"

Ho roahina tsy ho eo amin'ny vahoaka ianao

DH: "Hanenjika anao tsy ho eo amin'izy ireo ny vahoaka."

ny olona iriany

"na iza na iza safidiany."