plt_tn/dan/04/31.md

24 lines
642 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireo andininy 19-33 dia mamaritra ny sazin'i Nebokadnezara.
# Raha mbola teo am-bavan'ny mpanjaka ireo teny
Ny fomba fiteny dia midika fa ny mpanjaka dia mbola teo am-pitenenana. DH: "Raha mbola teo am-pitenenana ny mpanjaka"
# nisy feo avy any an-danitra
"naheno feo avy any an-danitra izy"
# Ry Nebokadnezara mpanjaka... efa nesorina taminao
DH: "Ry Nebokadnezara mpanjaka, nivoaka hanohitra anao ny didy fa tsy anao intsony ity fanjakana ity"
# Ho roahina tsy ho eo amin'ny vahoaka ianao
DH: "Hanenjika anao tsy ho eo amin'izy ireo ny vahoaka."
# ny olona iriany
"na iza na iza safidiany."